Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny sorona dorana izy, dia horaisina izany mba ho soa ho azy, mba hanaovana fanonerana ho azy.
Nomery 8:10 - Baiboly Katolika Ny Levita, hasainao manatona eo anatrehan’i Iaveh, ary ny zanak’i Israely hametraka ny tanany amin’ny Levita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ento ny levita hankeo anatrehan’NY TOMPO ka ny Zanak’Israely dia hametraka ny tanany aminy; DIEM PROTESTANTA Ento eo anatrehako TOMPO ireo Levita, ary hametra-tanana aminy kosa ny Israelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ento eo anatrehako TOMPO ireo Levita, ary hametra-tanana aminy kosa ny Israelita. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ento ny Levita hankeo anatrehan’i Jehovah; ary ny Zanak’Isiraely hametraka ny tànany aminy; Malagasy Bible Ary ento ny Levita hankeo anatrehan'i Jehovah; ary ny Zanak'Isiraely hametraka ny tànany aminy; La Bible en Malgache Ento ny levita hankeo anatrehan’NY TOMPO ka ny Zanak’Israely dia hametraka ny tanany aminy; |
Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny sorona dorana izy, dia horaisina izany mba ho soa ho azy, mba hanaovana fanonerana ho azy.
Ka ny lohafiangonana hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny ombalahy, eo anatrehan’i Iaveh, ary ny ombalahy dia hovonoina eo anatrehan’i Iaveh.
«Alao ny Levita ho solon’ny lahy matoa rehetra amin’ny zanak’i Israely; ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompiny koa, ka dia ho Ahy ny Levita; Izaho no Iaveh.
Narosony teo anatrehan’ny Apôstôly izy ireo, ka nametrahany tanana nony efa vita ny fivavahana.
Aza atao an-tsirambina ny fanomezam-pahasoavana ao anatinao, izay nomena anao tamin’ny faminaniana maro mbamin’ny fametrahan-tanan’ireo Pretra tafangona.
Aza malaky mametra-tanana amin’iza na iza, ary aza miombona ota amin’olona, fa tahirizo madio ny tenanao.