Nomery 8:11 - Baiboly Katolika11 I Aarôna hanolotra ny Levita ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Iaveh, avy amin’ny zanak’i Israely, mba ho voatokana hanao ny fanompoan’i Iaveh izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 ary i Arona dia hanao ny levita ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO avy amin’ny Zanak’Israely, mba hanaovan’izy ireo ny fanompoana NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Hanolotra ny Levita eo anatrehako i Aharôna ho toy ny fanatitra ahevaheva, mba hanao ny asa fanompoana AHY. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Hanolotra ny Levita eo anatrehako i Aharôna ho toy ny fanatitra ahevaheva, mba hanao ny asa fanompoana AHY. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan’i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin’ny Zanak’Isiraely, mba hanao ny fanompoana an’i Jehovah izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan'i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin'ny Zanak'Isiraely, mba hanao ny fanompoana an'i Jehovah izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 ary i Arona dia hanao ny levita ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO avy amin’ny Zanak’Israely, mba hanaovan’izy ireo ny fanompoana NY TOMPO. Jereo ny toko |