Nomery 7:77 - Baiboly Katolika ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Fegiela zanak’i Okrana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Pagiela, zanak’i Okrana. Baiboly Protestanta Malagasy ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Pagiela, zanak’i Okrana. Malagasy Bible ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Pagiela, zanak'i Okrana. La Bible en Malgache ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Pagiela, zanak’i Okrana. |
Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana,