Nomery 7:71 - Baiboly Katolika ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Ahiesera, zanak’i Amisadaìa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Ahiezera, zanak’i Amisaday. Baiboly Protestanta Malagasy ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Ahiezera, zanak’i Amisaday. Malagasy Bible ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Ahiezera, zanak'i Amisaday. La Bible en Malgache ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Ahiezera, zanak’i Amisaday. |
Ny fanevan’ny tobin’i Dana no ho eo avaratra, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiesera zanak’i Amisadaìa;