«Ireto no anaran’ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin’i Robena: Elisora zanak’i Sedeora;
Nomery 7:35 - Baiboly Katolika ary omby roa, ondralahy dimy, zanak’ondry dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Elisora zanak’i Sedeora. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Elizora, zanak’i Sedeora. Baiboly Protestanta Malagasy ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Elizora, zanak’i Sedeora. Malagasy Bible ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray ireo no fanatitr'i Elizora, zanak'i Sedeora. La Bible en Malgache ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Elizora, zanak’i Sedeora. |
«Ireto no anaran’ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin’i Robena: Elisora zanak’i Sedeora;
Dia niainga ny fanevan’ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin’i Elisora, zanak’i Sedeora;
Ny fanevan’ny tobin-dRobena no ho eo amin’ny lafiny atsimo mbamin’ny antokony avy. Ny filohan’ny tarana-dRobena dia i Elizora zanak’i Sedeora.
Tamin’ny andro fahadimy, an’i Salamiela zanak’i Sorisadaia, filohan’ny zanak’i Simeôna,