Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 7:23 - Baiboly Katolika

ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Natanaely zanak’i Soara.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Netanela, zanak'i Zoara.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara.

Jereo ny toko



Nomery 7:23
8 Rohy Ifampitohizana  

Namono omby 22.000 ary ondry 120.000 i Salômôna hatao sorom-pihavanana nateriny tamin’i Iaveh. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny zanak’i Israely rehetra ny tranon’i Iaveh.


«Tsy maintsy nanatitra sorom-pihavanana aho, ary nefaiko androany ny voadiko.


ny amin’i Isakara: Natanaely zanak’i Soara;


Ny fokon’i Isakara no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Isakara dia i Natanaely zanak’i Soara,


osy lahy iray, ho sorona noho ny ota;


Tamin’ny andro fahatelo dia an’i Eliaba zanak’i Helona, filohan’ny taranak’i Zabolôna.


Izaho Paoly Apôstôlin’i Jesoa Kristy, noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy i Timote havana,