dia nisaina ny Levita hatramin’ny telopolo taona no miakatra, ka 38.000 no isan’ny vatan-dehilahy tsirairay avy.
Nomery 4:48 - Baiboly Katolika dia 8.580 no voaisa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izay voaisa taminy dia valopolo sy dimanjato sy valo arivo. Baiboly Protestanta Malagasy izay nalamina taminy dia valo-polo amby diman-jato sy valo arivo. Malagasy Bible izay nalamina taminy dia valo-polo amby diman-jato sy valo arivo. La Bible en Malgache Izay voaisa taminy dia valopolo sy dimanjato sy valo arivo. |
dia nisaina ny Levita hatramin’ny telopolo taona no miakatra, ka 38.000 no isan’ny vatan-dehilahy tsirairay avy.
Ary nisy 22.000 no totalin’ny Levita voaisa tamin’ny fanisana nataon’i Môizy, araka ny nandidian’i Iaveh azy, dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy.
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manana anjara raharaha amin’ny fanompoana sy ny fitondrana entana momba ny trano lay fihaonana,
Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany; fa maro no antsoina, ary vitsy no voafidy.
fa tery kosa ny vavahady, ary ety ny lalana mankany amin’ny fiainana, ka vitsy no mahita azy!