Izao no filazana nataony tamin’i Môizy: «Nankany amin’ny tany nanirahanao anay izahay. Tany tondra-dronono sy tantely tokoa izany, ary itony no vokatry ny tany avy any.
Nomery 32:7 - Baiboly Katolika Nahoana ianareo no mampipetraka ny zanak’i Israely tsy hankany amin’ny tany omen’i Iaveh azy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nahoana ianareo no hanakivy ny fon’ny Zanak’Israely mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO azy? DIEM PROTESTANTA Nahoana ny Israelita no kivìnareo tsy hankany amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nahoana ny Israelita no kivìnareo tsy hankany amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy? Baiboly Protestanta Malagasy Nahoana hianareo no mampiketraka ny fon’ny Zanak’Isiraely, mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay nomen’i Jehovah azy? Malagasy Bible Nahoana ianareo no mampiketraka ny fon'ny Zanak'Isiraely, mba tsy handehanany ho any amin'ny tany izay nomen'i Jehovah azy? La Bible en Malgache Nahoana ianareo no hanakivy ny fon’ny Zanak’Israely mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO azy? |
Izao no filazana nataony tamin’i Môizy: «Nankany amin’ny tany nanirahanao anay izahay. Tany tondra-dronono sy tantely tokoa izany, ary itony no vokatry ny tany avy any.
Nefa hoy kosa ireto olona niara-niakatra taminy: «Tsy manan-kery isika hananika izany vahoaka izany, fa mahery noho isika izy.»
Niala tany an-tendrombohitra Hora izy ireo, dia nihazo ny lalan’ny Ranomasina Mena, hanodidina ny tanin’i Edôma. Namoifo tsy niaritra ny vahoaka tamin’io lalana io,
Fa izao no navalin’i Môizy ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena: «Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa va hijanona eto?
Niakatra hatrany an-dohasahan’i Eskôla izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak’i Israely tsy hiditra any amin’ny tany omen’i Iaveh azy.
Fa namaly izy ka nanao hoe: «Nahoana no dia mitomany toy izao ianareo, ka tonga mahahontsa ny foko? Izaho izao dia vonona tsy ny hafatotra ihany, fa na ny ho faty any Jerosalema aza, mba ho voninahitry ny Anaran’i Jesoa Tompo.»
Aiza no hiakarantsika? Fa efa nahaosa ny fontsika loatra ny nilazan’ny rahalahintsika hoe: Ny firenena ao, dia sady vaventy no lava noho isika, ny tanàna lehibe, ary avo manakatra ny lanitra ny mandany; ary ny taranaky ny Enakima aza efa hitanay tany.