Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 32:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Nahoana ny Israelita no kivìnareo tsy hankany amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Nahoana ianareo no hanakivy ny fon’ny Zanak’Israely mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nahoana ny Israelita no kivìnareo tsy hankany amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nahoana ianareo no mampipetraka ny zanak’i Israely tsy hankany amin’ny tany omen’i Iaveh azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Nahoana hianareo no mampiketraka ny fon’ny Zanak’Isiraely, mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay nomen’i Jehovah azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Nahoana ianareo no mampiketraka ny fon'ny Zanak'Isiraely, mba tsy handehanany ho any amin'ny tany izay nomen'i Jehovah azy?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Nahoana ianareo no hanakivy ny fon’ny Zanak’Israely mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO azy?

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 32:7
9 Rohy Ifampitohizana  

Izao no notantarain’ireo mpisafo tamin’i Mosesy: –Nankany amin’ny tany izay nanirahanao anay izahay, ka hitanay fa tany tondra-dronono sy tantely tokoa ilay izy. Itony no vokatra avy tany.


Ireo olona niara-niakatra tamin’i Kaleba kosa nanao hoe: –Tsy afaka manafika ireo olona ireo isika fa mahery lavitra noho isika izy.


Toy izao avy ny anarany: I Samoa zanakalahin’i Zakora, avy amin’ny fokon’i Reobena;


Niala tao an-tendrombohitra Hôra ny Israelita, ka nihazo tamin’ny lalan’ny Ranomasin’ny Volotara hanodidina ny tanin’i Edôma. Teny an-dalana anefa dia very toky ny vahoaka.


Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena: –Ahoana hoe? Ny mpiray firenena aminareo handeha hanafika, ka ianareo kosa ve hijanom-potsiny eto?


Fa raha tonga tao an-dohasahan’i Eskôla izy ka nahita ny tany, dia nanakivy ny Israelita mba tsy hankanesany any amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy.


Kanefa dia novaliany hoe: –Nahoana no mitomany ianareo, ka mitady hanakivy ahy. Izaho dia tsy vonon-kifatotra ihany, fa vonon-ko faty koa any Jerosalema mba ho voninahitr’i Jesoa Tompo.


Aiza ity hiakarantsika? Mpiray firenena amintsika no efa nanaketraka ny fontsika tamin’ny nanaovany hoe: Vaventy sy ranjanana noho isika ny olona monina ao; ny tanàna dia lehibe sady misy manda manakatra ny lanitra; ary efa hitanay tao aza ny taranak’i Hanàka!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra