Nomery 32:36 - Baiboly Katolika i Betnemrà ary i Betaràna, tanàna mimanda, ary nanao vala ho an’ny biby fiompy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Bety-Nimra, i Bety-Harana, tanàna mimanda sy vala ho an’ny ondry. DIEM PROTESTANTA ary i Bety-Nimrà sy i Bety-Haràna; nataony tanàna mimanda ireo ary nisy koa valan’ondry namboariny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary i Bety-Nimrà sy i Bety-Haràna; nataony tanàna mimanda ireo ary nisy koa valan’ondry namboariny. Baiboly Protestanta Malagasy sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an’ny ondry. Malagasy Bible sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an'ny ondry. La Bible en Malgache i Bety-Nimra, i Bety-Harana, tanàna mimanda sy vala ho an’ny ondry. |
ary eo amin’ny lohasaha, Bety-Harama, Bety-Nemrà, Sokôta sy Safôna, sisa tamin’ny fanjakan’i Sehôna mpanjakan’i Hesebona; ary Jordany sy ny tany momba azy, hatramin’ny tendron’ny ranomasina Kenerata an-dafin’i Jordany any atsinanana.