Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonenan’ny vavolombelona, mba tsy hipoahan’ny hatezerako ny fiangonan’ny zanak’i Israely, ary ny Levita no hiambina ny Fonenan’ny vavolombelona.»
Nomery 3:23 - Baiboly Katolika Eo ivohon’ny Fonenana, amin’ny lafiny andrefana, no nitobian’ny Gersônita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, avy eo andrefany. DIEM PROTESTANTA Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita. Baiboly Protestanta Malagasy Ny fokon’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, dia eo andrefany. Malagasy Bible Ny fokon'ny Gersonita dia hitoby eo ivohon'ny tabernakely, dia eo andrefany. La Bible en Malgache Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely*, avy eo andrefany. |
Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonenan’ny vavolombelona, mba tsy hipoahan’ny hatezerako ny fiangonan’ny zanak’i Israely, ary ny Levita no hiambina ny Fonenan’ny vavolombelona.»
Izay vao handroso ny trano lay fihaonana, ny antokon’ny Levita eo afovoan’ny toby rehetra. Ary araka ny filaharany eo an-dasy ihany no ho fandehany eny an-dalana koa, samy eo an-daharany manaraka ny fanevany avy.
Ny voaisa tamin’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, ny voaisa dia dimanjato amby fito arivo.