Amin’ny andro fahavalo izy hitondra zanak’ondry tsy misy kilema roa, ondrivavy vao iray taona, tsy misy kilema, iray, lafarina tsara indrindra telo ampahafolon’ny efah, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra, ary diloilo iray loga.
Nomery 29:3 - Baiboly Katolika ary ny fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo: telo ampahafolony amin’ny vantotr’ombalahy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy kosa dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy, DIEM PROTESTANTA Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy Baiboly Protestanta Malagasy ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ny efaha amin’ny isam-bantotr’ombilahy iray, roa ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-ondrilahy iray, Malagasy Bible ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray, La Bible en Malgache ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy kosa dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha*, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy, |
Amin’ny andro fahavalo izy hitondra zanak’ondry tsy misy kilema roa, ondrivavy vao iray taona, tsy misy kilema, iray, lafarina tsara indrindra telo ampahafolon’ny efah, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra, ary diloilo iray loga.
miaraka amin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, manaraka ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry samy araka ny isany avy, araka ny fitsipika.
Ary izao no sorona dorana haterinareo, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh: vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray ary zanak’ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema;
roa ampahafolony amin’ny ondralahy, ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy.