Nomery 26:49 - Baiboly Katolika ny fokon’ny Jeserita avy tamin’i Jesera, ny fokon’ny Selemita avy tamin’i Selema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’i Jezera, ny fianakavian’ny Jezerita; avy tamin’i Silema, ny fianakavian’ny Silemita. DIEM PROTESTANTA ny Jetserîta avy tamin’i Jetsera; ary ny Silemita avy tamin’i Silema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny Jetserîta avy tamin’i Jetsera; ary ny Silemita avy tamin’i Silema. Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’i Jezera ny fokon’ny Jezerita; avy tamin’i Silema ny fokon’ny Silemita. Malagasy Bible avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Silema ny fokon'ny Silemita. La Bible en Malgache avy tamin’i Jezera, ny fianakavian’ny Jezerita; avy tamin’i Silema, ny fianakavian’ny Silemita. |
Zanaka lahin’i Neftalì: i Jasiela, i Gonì, i Jesera ary i Seloma, zanaka lahin’i Balà.