Nomery 26:48 - Baiboly Katolika48 Zanak’i Neftalì, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Jesielita avy tamin’i Jesiela, ny fokon’ny Gonita avy tamin’i Gonì, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201148 Ny taranak’i Naftaly, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Jaziela, ny fianakavian’ny Jazielita; avy tamin’i Gonỳ, ny fianakavian’ny Gonita; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA48 Ny taranak’i Naftalỳ, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Jahatsielîta avy tamin’i Jahatsiela; ny Gonita avy tamin’i Gonỳ; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Ny taranak’i Naftalỳ, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Jahatsielîta avy tamin’i Jahatsiela; ny Gonita avy tamin’i Gonỳ; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy48 Ny taranak’i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Jaziela ny fokon’ny Jazielita; avy tamin’i Gony ny fokon’ny Gonita; Jereo ny tokoMalagasy Bible48 Ny taranak'i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Jaziela ny fokon'ny Jazielita; avy tamin'i Gony ny fokon'ny Gonita; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache48 Ny taranak’i Naftaly, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Jaziela, ny fianakavian’ny Jazielita; avy tamin’i Gonỳ, ny fianakavian’ny Gonita; Jereo ny toko |