Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:49 - Baiboly Katolika

49 ny fokon’ny Jeserita avy tamin’i Jesera, ny fokon’ny Selemita avy tamin’i Selema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

49 avy tamin’i Jezera, ny fianakavian’ny Jezerita; avy tamin’i Silema, ny fianakavian’ny Silemita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

49 ny Jetserîta avy tamin’i Jetsera; ary ny Silemita avy tamin’i Silema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 ny Jetserîta avy tamin’i Jetsera; ary ny Silemita avy tamin’i Silema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

49 avy tamin’i Jezera ny fokon’ny Jezerita; avy tamin’i Silema ny fokon’ny Silemita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

49 avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Silema ny fokon'ny Silemita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

49 avy tamin’i Jezera, ny fianakavian’ny Jezerita; avy tamin’i Silema, ny fianakavian’ny Silemita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:49
2 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Neftalì: i Jasiela, i Gony, i Jesera ary i Salema.


Zanaka lahin’i Neftalì: i Jasiela, i Gonì, i Jesera ary i Seloma, zanaka lahin’i Balà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra