Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:36 - Baiboly Katolika

Ary izao no zanak’i Sotalà: ny fokon’ny Heranita avy amin’i Heràna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary izao no taranak’i Sotela: Avy tamin’i Erana, ny fianakavian’ny Eranita.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny fianakaviamben’ny Heranita dia avy tamin’i Heràna, zanakalahin’i Sotelà.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny fianakaviamben’ny Heranita dia avy tamin’i Heràna, zanakalahin’i Sotelà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary izao no taranak’i Sotela: avy tamin’i Erana ny fokon’ny Eranita.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary izao no taranak'i Sotela: avy tamin'i Erana ny fokon'ny Eranita.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary izao no taranak’i Sotela: Avy tamin’i Erana, ny fianakavian’ny Eranita.

Jereo ny toko



Nomery 26:36
3 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Efraima: i Sotalà, i Bareda zanany, i Tahata zanany, i Eladà zanany, i Tahata zanany,


Ireto no zanak’i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sotalaïta avy amin’ny Sotalà, ny fokon’ny Bekrita avy amin’i Bekera, ny fokon’ny Tehenita avy amin’i Tehena.


Ireo no fokon’ny zanak’i Efraima, araka ny voaisa amin’izy ireo: 32.500. Dia izay no zanak’i Josefa araka ny fokony.