ary ilay anjely namonjy ahy ho afaka tamin’ny loza rehetra, hitso-drano an’ireto zaza ireto. Aoka hantsoina amin’ny anarako, sy amin’ny anaran’i Abrahama sy i Isaaka razako izy; ary hitombo ho maro dia maro, eo amin’ny tany.»
Nomery 26:34 - Baiboly Katolika Ireo no fokon’i Manase: 52.700 no voaisa amin’izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fianakavian’i Manase; ary izay voaisa taminy dia fitonjato sy roa arivo sy dimy alina. DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no fokon’i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina. Malagasy Bible Ireo no fokon'i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina. La Bible en Malgache Ireo no fianakavian’i Manase; ary izay voaisa taminy dia fitonjato sy roa arivo sy dimy alina. |
ary ilay anjely namonjy ahy ho afaka tamin’ny loza rehetra, hitso-drano an’ireto zaza ireto. Aoka hantsoina amin’ny anarako, sy amin’ny anaran’i Abrahama sy i Isaaka razako izy; ary hitombo ho maro dia maro, eo amin’ny tany.»
Ireto no zanak’i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sotalaïta avy amin’ny Sotalà, ny fokon’ny Bekrita avy amin’i Bekera, ny fokon’ny Tehenita avy amin’i Tehena.