Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:24 - Baiboly Katolika

ny fokon’ny Jasobita avy tamin’i Jasoba, ny fokon’ny Semranita avy tamin’i Semrana.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

avy tamin’i Jasoba, ny fianakavian’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona, ny fianakavian’ny Simronita.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny Jasobita avy tamin’i Jasoba; ny Simrônita avy tamin’i Simrôna.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny Jasobita avy tamin’i Jasoba; ny Simrônita avy tamin’i Simrôna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

avy tamin’i Jasoba ny fokon’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona ny fokon’ny Simronita,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

avy tamin'i Jasoba ny fokon'ny Jasobita; avy tamin'i Simrona ny fokon'ny Simronita,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

avy tamin’i Jasoba, ny fianakavian’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona, ny fianakavian’ny Simronita.

Jereo ny toko



Nomery 26:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Isakara: i Tola, i Foa, i Joba, ary i Semrôna.


Zanak’i Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Tôlaïta avy tamin’i Tolà, ny fokon’ny Foaita avy tamin’i Foà,


Ireo no fokon’i Isakara araka ny voaisa amin’izy ireo: 64.300.