Zamarì no anaran’ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak’i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin’ny Simeônita.
Nomery 26:14 - Baiboly Katolika Ireo no fokon’ny Simeônita, 22.200 izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fianakavian’ny Simeonita, roanjato sy roa arivo sy roa alina. DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no fokon’ny Simeonita, dia roan-jato amby roa arivo sy roa alina. Malagasy Bible Ireo no fokon'ny Simeonita, dia roanjato amby roa arivo sy roa alina. La Bible en Malgache Ireo no fianakavian’ny Simeonita, roanjato sy roa arivo sy roa alina. |
Zamarì no anaran’ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak’i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin’ny Simeônita.
ny fokon’ny Jakinita avy tamin’i Jakîna, ny fokon’ny Zaerita avy tamin’i Zare, ny fokon’ny Saolita avy tamin’i Saoly.
Zanak’i Gada, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sefônita avy tamin’i Sefôna, ny fokon’ny Agita avy tamin’i Agỳ, ny fokon’ny Sonita avy tamin’i Sonỳ,
12.000 avy amin’ny fokon’i Simeôna; 12.000 avy amin’ny fokon’i Levi; 12.000 avy amin’ny fokon’i Isakara;