Indro firenena miarina toy ny liom-bavy, Sy mitsangana mova tsy ny liona! Tsy mandry izy raha tsy efa nihinana ny hazany, Sy efa nisotro ny ran’ny voaratra.»
Nomery 23:25 - Baiboly Katolika Dia hoy i Balàka tamin’i Balaama: «Aza manozona azy, ary aza mitso-drano azy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Rehefa tsy hanozona azy ihany ianao dia aza mitsodrano azy! DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Balàka tamin’i Balahama: –Rehefa tsy hanozona ny Israelita ianao, dia aoka mba tsy hitsodrano azy kosa! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Balàka tamin’i Balahama: –Rehefa tsy hanozona ny Israelita ianao, dia aoka mba tsy hitsodrano azy kosa! Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Balaka tamin’i Balama: Aza manozona na mitso-drano azy akory. Malagasy Bible Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Aza manozona na mitso-drano azy akory La Bible en Malgache Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Rehefa tsy hanozona azy ihany ianao dia aza mitsodrano azy! |
Indro firenena miarina toy ny liom-bavy, Sy mitsangana mova tsy ny liona! Tsy mandry izy raha tsy efa nihinana ny hazany, Sy efa nisotro ny ran’ny voaratra.»
Fa hoy ny navalin’i Balaama an’i Balàka nanao hoe: «Moa tsy efa niteny taminao va aho nanao hoe: izay lazain’i Iaveh, hataoko avokoa?»