Misondrota, ry fantsakana! Hobionareo izy. Fantsakana nolavahan’ny andriandahy, nabanabanan’ny lehiben’ny vahoaka, tamin’ny tehina fanapahana, dia ny tehin’izy ireo.
Nomery 21:19 - Baiboly Katolika Avy tany an’efitra izy ireo, dia nankany Matàna; avy any Matàna dia nankany Nahaliela; avy any Nahaliela, dia nankany Bamôta; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony niala tany Matana izy ireo dia nankany Nahaliela; nony niala tany Nahaliela dia nankao Bamota; DIEM PROTESTANTA Niala teo Matanà izy, dia nankany Mahaliela; niala teo, dia nankany Bamôta; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niala teo Matanà izy, dia nankany Mahaliela; niala teo, dia nankany Bamôta; Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota; Malagasy Bible Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota; La Bible en Malgache Nony niala tany Matana izy ireo dia nankany Nahaliela; nony niala tany Nahaliela dia nankao Bamota; |
Misondrota, ry fantsakana! Hobionareo izy. Fantsakana nolavahan’ny andriandahy, nabanabanan’ny lehiben’ny vahoaka, tamin’ny tehina fanapahana, dia ny tehin’izy ireo.
avy any Bamôta, dia nankany amin’ny lohasaha izay ao amin’ny sahan’i Moaba, eo an-tampon’i Fasgà, izay manerinerina amin’ny efitra.
i Hesebona sy ny tanànany rehetra amin’ny tany lemaka, Dibôna, Bamôta-Baala, Bety-Baala-Maona,