Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 2:7 - Baiboly Katolika

Manaraka izany dia ny fokon’i Zabolôna. Ny filohan’ny taranak’i Zabolôna dia i Eliaba zanak’i Helona,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Avy eo dia ny fokon’i Zebolona. Ny lohan’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia vao ny firenen’i Zebolona; ary ny lohan’ny taranak’i Zebolona dia Eliaba, zanak’i Helona;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia vao ny firenen'i Zebolona; ary ny lohan'ny taranak'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Avy eo dia ny fokon’i Zebolona. Ny lohan’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.

Jereo ny toko



Nomery 2:7
7 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Zabolôna: Eliaba zanak’i Helona;


ary ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Zabolôna, dia nofehezin’i Eliaba, zanak’i Helona.


ary 54.400 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.


ary 57.400 ny antoko-miaramilany araka ny lehilahy voaisa.


Tamin’ny andro fahatelo dia an’i Eliaba zanak’i Helona, filohan’ny taranak’i Zabolôna.


ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Eliaba, zanak’i Helona.