Nomery 2:14 - Baiboly Katolika Manaraka izany dia ny fokon’i Gada. Ny filohan’ny taranak’i Gada dia i Eliazafa zanak’i Doela, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Manaraka izany ny fokon’i Gada. Ny lohan’ny taranak’i Gada dia i Eliasafa, zanak’i Reoela. Baiboly Protestanta Malagasy Dia vao ny firenen’i Gada; ary ny lohan’ny taranak’i Gada dia Eliasafa, zanak’i Roela; Malagasy Bible Dia vao ny firenen'i Gada; ary ny lohan'ny taranak'i Gada dia Eliasafa, zanak'i Roela; La Bible en Malgache Manaraka izany ny fokon’i Gada. Ny lohan’ny taranak’i Gada dia i Eliasafa, zanak’i Reoela. |
ary omby roa, ondrilahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Eliefaza zanak’i Doela.