Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:20 - Baiboly Katolika

20 ary ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Gada, nofehezin’i Eliazafa, zanak’i Doela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Gada dia i Eliasafa, zanak’i Deoela.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 ny an’ny fokon’i Gada dia notarihin’i Eliasafa, zanakalahin’i Dehoela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 ny an’ny fokon’i Gada dia notarihin’i Eliasafa, zanakalahin’i Dehoela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary Eliasafa, zanak’i Doela, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’i Gada.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary Eliasafa, zanak'i Doela, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Gada.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Gada dia i Eliasafa, zanak’i Deoela.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:20
5 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Gada: Eliafasa zanak’i Doela;


ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Simeôna, dia nofehezin’i Salamiela, zanak’i Sorisadaia,


Niainga ny Kaatita mitondra ny zavatra masina, ka mandra-pahatongany, dia atsangana ny Fonenana.


Manaraka izany dia ny fokon’i Gada. Ny filohan’ny taranak’i Gada dia i Eliazafa zanak’i Doela,


Tamin’ny andro fahenina an’i Eliazafa, zanak’i Doela, filohan’ny zanak’i Gada,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra