Nomery 19:6 - Baiboly Katolika Ary ny mpisorona haka hazo sedera sy hisopa ary lamba mena antitra, ka hanipy izany ao afovoan’ny afo mandoro ny omby vavy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hisopa ary jaky ka hanipy izany eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotra ombivavy. DIEM PROTESTANTA Dia haka hazo sedera sy rantsana hisôpa ary lamba jaky ny mpisorona ka hanipy azy eo amin’ny afo andoroana ilay ombivavy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia haka hazo sedera sy rantsana hisôpa ary lamba jaky ny mpisorona ka hanipy azy eo amin’ny afo andoroana ilay ombivavy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotr’ombivavy. Malagasy Bible Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan'ny afo andoroana ny vantotr'ombivavy. La Bible en Malgache Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hisopa* ary jaky ka hanipy izany eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotra ombivavy. |
Avia, hiara-mifandahatra isika; Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala; na mena hoatra ny jaky aza izy, ho tonga toy ny volon’ondry.
dia hodidian’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina ny vorona roa velona sady madio, ny hazo sedera, ny lamba mena antitra, ary ny hisopa.
Ka izao no halainy ho fanadiovana ny trano: vorona roa, hazo sedera, lamba mena antitra ary hisopa.
vao halainy ilay vorona sisa velona, ny hazo sedera, ny lamba mena antitra, ary ny hisopa, hatsobony mbamin’ny velona ao amin’ny ran’ilay vorona novonoina eo ambonin’ny rano velona,