Ary hangalany ny ran’ny ombalahy, hafafin’ny rantsan-tanany amin’ny fanaovam-panavotana amin’ny lafiny atsinanana ary hafafin’ny rantsan-tanany impito eo anoloan’ny fanaovam-panavotana.
Nomery 19:4 - Baiboly Katolika Ary hangalan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsan-tanany ny ran’ny omby vavy ka afafiny impito mankamin’ny varavaran’ny trano lay fihaonana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny tranolay fihaonana. DIEM PROTESTANTA Hakan’i Elehazàra mpisorona amin’ny fanondro ny ran’ilay ombivavy ka hafafiny impito manandrify ny Tranolay fihaonana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hakan’i Elehazàra mpisorona amin’ny fanondro ny ran’ilay ombivavy ka hafafiny impito manandrify ny Tranolay fihaonana. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana. Malagasy Bible Dia hanalan'i Eleazara mpisorona amin'ny fanondrony ny ràny ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana. La Bible en Malgache Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny tranolay fihaonana*. |
Ary hangalany ny ran’ny ombalahy, hafafin’ny rantsan-tanany amin’ny fanaovam-panavotana amin’ny lafiny atsinanana ary hafafin’ny rantsan-tanany impito eo anoloan’ny fanaovam-panavotana.
hofafazan’ny rantsan-tanany impito amin’ny ra ny eo ambonin’ny ôtely, ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin’ny fahalotoan’ny zanak’i Israely.
dia hanoboka ny rantsan-tanany ao amin’ny ra, hamafy izany impito, eo anatrehan’i Iaveh, tandrifin’ny efitra lamba;
hanoboka ny rantsan-tanany ao amin’ny ra, hamafy izany impito eo anatrehan’i Iaveh, tandrifin’ny efitra lamban’ny fitoerana masina.
sy i Jesoa mpanalalana amin’ny fanekena vaovao, ary ny Ran’ny famafazana izay miteny tsaratsara kokoa noho ny an’i Abela.
araka ny fahalalan’Andriamanitra Ray rahateo, tamin’ny fanamasinan’ny Fanahy, mba hankatò ny finoana, sy hanana anjara amin’ny famafazana ny Ran’i Jesoa Kristy: hitombo fahasoavana sy fiadanana hatrany hatrany anie ianareo!