Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 4:17 - Baiboly Katolika

17 dia hanoboka ny rantsan-tanany ao amin’ny ra, hamafy izany impito, eo anatrehan’i Iaveh, tandrifin’ny efitra lamba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 ary hanatsoboka ny fanondrony amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO eo anoloan’ny efitra lamba izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony amin’ny ra, ka hafafiny impito eo anatrehan’i Jehovah, dia eo anoloan’ny efitra lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony amin'ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah, dia eo anoloan'ny efitra lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 ary hanatsoboka ny fanondrony amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO eo anoloan’ny efitra lamba izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 4:17
7 Rohy Ifampitohizana  

ka fafazany amin’izany impito ilay hodiovina amin’ny habokany, dia holazainy hoe madio izy, ary halefany ho any an-tsaha ilay vorona velona.


Ary hangalany ny ran’ny ombalahy, hafafin’ny rantsan-tanany amin’ny fanaovam-panavotana amin’ny lafiny atsinanana ary hafafin’ny rantsan-tanany impito eo anoloan’ny fanaovam-panavotana.


Ny mpisorona voahosotra hitondra amin’ny ran’ny ombalahy ho ao an-trano lay fihaonana;


Ny mpisorona efa voahosotra haka amin’ny ran’ny ombalahy sy hitondra izany ho ao an-trano lay fihaonana,


Nofafazany izany impito ny ôtely; nohosorany avokoa ny ôtely sy ny fanaka rehetra momba azy mbamin’ny tavy amam-paladiany, mba hahamasina azy.


Ary hangalan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsan-tanany ny ran’ny omby vavy ka afafiny impito mankamin’ny varavaran’ny trano lay fihaonana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra