Levitikosy 4:6 - Baiboly Katolika6 hanoboka ny rantsan-tanany ao amin’ny ra, hamafy izany impito eo anatrehan’i Iaveh, tandrifin’ny efitra lamban’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 ary hanatsoboka ny fanondrony ao amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny efitra lamba ao amin’ny fitoerana masina izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony eo amin’ny ra, ka hafafiny impito eo anatrehan’i Jehovah, eo anoloan’ny efitra lamba ao amin’ny fitoerana masina; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony eo amin'ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny efitra lamba ao amin'ny fitoerana masina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 ary hanatsoboka ny fanondrony ao amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny efitra lamba ao amin’ny fitoerana masina izany. Jereo ny toko |