Nomery 17:22 - Baiboly Katolika Napetrak’i Môizy teo anatrehan’i Iaveh ny tehina, tao an-trano lay fihaonana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’NY TOMPO, tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo. DIEM PROTESTANTA Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina. Baiboly Protestanta Malagasy Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah, tao amin’ny trano-lain’ny Vavolombelona ireo tehina ireo. La Bible en Malgache Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’NY TOMPO, tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo. |