Nomery 15:7 - Baiboly Katolika
ary divay ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra araraka, mba ho fanolorana misy hanitra mahafinaritra ho an’i Iaveh.
Jereo ny toko
ary divay ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.
Jereo ny toko
ary divay roa litatra no haterina miaraka amin’ny ondrilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.
Jereo ny toko
ary divay roa litatra no haterina miaraka amin’ny ondrilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.
Jereo ny toko
ary divay ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah.
Jereo ny toko
ary divay ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.
Jereo ny toko
ary divay ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.
Jereo ny toko