Nomery 14:16 - Baiboly Katolika
‹Tsy zakan’i Iaveh ny nampiditra iny vahoaka iny amin’ny tany efa nianianany homena azy, ka izany no namonoany azy tany an’efitra.›
Jereo ny toko
Satria tsy zakan’NY TOMPO ny mitondra iny firenena iny ho any amin’ny tany izay nianianany taminy homena azy dia naringany tany an-tany efitra!
Jereo ny toko
«Tsy afaka nitondra ny vahoakany ho any amin’ny tany izay efa nampanantenainy azy ny TOMPO, koa izany no nandringanany azy tany an-taniefitra.»
Jereo ny toko
«Tsy afaka nitondra ny vahoakany ho any amin’ny tany izay efa nampanantenainy azy ny TOMPO, koa izany no nandringanany azy tany an-taniefitra.»
Jereo ny toko
Satria tsy zakan’i Jehovah ny mitondra iny firenena iny ho any amin’ny tany izay nianianany taminy homena azy, dia namono azy tany an-efitra Izy.
Jereo ny toko
Satria tsy zakan'i Jehovah ny mitondra iny firenena iny ho any amin'ny tany izay nianianany taminy homena azy, dia namono azy tany an-efitra Izy.
Jereo ny toko
Satria tsy zakan’NY TOMPO ny mitondra iny firenena iny ho any amin’ny tany izay nianianany taminy homena azy dia naringany tany an-tany efitra!
Jereo ny toko