Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 14:15 - Baiboly Katolika

15 Koa raha vonoinao toy ny singan’olona ity vahoaka ity, ny firenena izay nandre filazana momba Anao dia hanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Ianao dia hiteny ny Jentilisa izay nandre ny lazanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Ankehitriny, raha indray hofongoranao ny vahoakanao, dia hiteny ireo firenena efa nahafantatra ny lazanao ka hanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ankehitriny, raha indray hofongoranao ny vahoakanao, dia hiteny ireo firenena efa nahafantatra ny lazanao ka hanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Hianao, dia hiteny ny jentilisa, izay nandre ny lazanao, ka hanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Hianao, dia hiteny ny jentilisa, izay nandre ny lazanao, ka hanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Ianao dia hiteny ny Jentilisa* izay nandre ny lazanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:15
3 Rohy Ifampitohizana  

Nahoana no dia hahazoan’ny Ejiptianina hilaza hoe: Ny namoahany azy dia hampidi-doza aminy, mba hamono azy any an-tendrombohitra, ary mba handringana azy tsy ho eto ambonin’ny tany. Koa ialao re ny fahatezaranao mirehitra; aneneno re ny ratsy kasainao hafitsoka ny vahoakanao.


‹Tsy zakan’i Iaveh ny nampiditra iny vahoaka iny amin’ny tany efa nianianany homena azy, ka izany no namonoany azy tany an’efitra.›


Fa i Iaveh nanao taminy hoe: «Homba anao Aho, ka horesenao toy ny olona iray monja i Madiàna».


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra