Tsofy ao Siôna ny anjomara; ary ampanenoy ao an-tendrombohitra masina ny trômpetra. Ary aoka hangovitra ny mponina rehetra amin’ny tany, fa tonga ny andron’i Iaveh, fa efa antomotra!
Nomery 10:7 - Baiboly Katolika Ary hotsofinao fa tsy atao mikarantsana amin’ny fiantsoana ny fiangonana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha hamory ny fiangonana kosa ianareo dia hitsoka fotsiny fa tsy hanao fanairana. DIEM PROTESTANTA Ary raha ny fiangonana kosa no antsoina hivory, dia fitsofana lavareny no atao fa tsy arahina hoby akory. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary raha ny fiangonana kosa no antsoina hivory, dia fitsofana lavareny no atao fa tsy arahina hoby akory. Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha hampivory ny fiangonana kosa hianareo, dia hitsoka fotsiny, fa tsy hanao fampitairana. Malagasy Bible Fa raha hampivory ny fiangonana kosa ianareo, dia hitsoka fotsiny, fa tsy hanao fampitairana. La Bible en Malgache Fa raha hamory ny fiangonana kosa ianareo dia hitsoka fotsiny fa tsy hanao fanairana. |
Tsofy ao Siôna ny anjomara; ary ampanenoy ao an-tendrombohitra masina ny trômpetra. Ary aoka hangovitra ny mponina rehetra amin’ny tany, fa tonga ny andron’i Iaveh, fa efa antomotra!
Ireo mpisorona zanak’i Aarôna, no hitsoka ny trômpetra; lalàna ho anareo sy ny taranakareo hatrany hatrany izany.