Nomery 10:27 - Baiboly Katolika ary ny antokon’ny zanak’i Neftalì dia nofehezin’i Ahirà, zanak’i Enàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana. DIEM PROTESTANTA ary ny an’ny fokon’i Naftalỳ dia notarihin’i Ahira, zanakalahin’i Henàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary ny an’ny fokon’i Naftalỳ dia notarihin’i Ahira, zanakalahin’i Henàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ahira, zanak’i Enana, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’i Naftaly. Malagasy Bible Ary Ahira, zanak'i Enana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Naftaly. La Bible en Malgache Ary ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana. |
Izany no filaharan’ny zanak’i Israely teny an-dalana araka ny antokony avy. Dia niainga handeha izy ireo.