Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:27 - DIEM PROTESTANTA

27 ary ny an’ny fokon’i Naftalỳ dia notarihin’i Ahira, zanakalahin’i Henàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Ary ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 ary ny an’ny fokon’i Naftalỳ dia notarihin’i Ahira, zanakalahin’i Henàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 ary ny antokon’ny zanak’i Neftalì dia nofehezin’i Ahirà, zanak’i Enàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary Ahira, zanak’i Enana, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’i Naftaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary Ahira, zanak'i Enana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Naftaly.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Ary ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:27
4 Rohy Ifampitohizana  

Ahira zanak’i Henàna no avy amin’ny fokon’i Naftalỳ.


ny an’ny fokon’i Asera dia notarihin’i Pagihiela, zanakalahin’i Hôkràna;


Izany no filaharan’ny Israelita mbamin’ny antokon-tafiny avy, rehefa niainga izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra