«Ny zanak’i Israely dia samy hitoby eo akaikin’ny fanevany, sy ho eo am-pototry ny sainan’ny fokom-pianakaviany avy. Manandrify sy manodidina ny trano lay fihaonana no hitobian’izy ireo.»
Nomery 1:52 - Baiboly Katolika Ny zanak’i Israely, dia samy hiorin-dasy ao amin’ny anjara tobiny samy manakaiky ny fanevany araka ny isan-tokony avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hitoby ny Zanak’Israely, samy eo amin’ny tobiny avy, samy eo amin’ny fanevany avy, araka ny antokony. DIEM PROTESTANTA Ny Israelita dia samy hitoby eo amin’ny tobiny avy sy eo akaikin’ny vondron-tafiny avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny Israelita dia samy hitoby eo amin’ny tobiny avy sy eo akaikin’ny vondron-tafiny avy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hitoby ny Zanak’Isiraely, samy eo amin’ny tobiny avy, ary samy eo amin’ny fanevany ary, araka ny antokony. Malagasy Bible Dia hitoby ny Zanak'Isiraely, samy eo amin'ny tobiny avy, ary samy eo amin'ny fanevany ary, araka ny antokony. La Bible en Malgache Dia hitoby ny Zanak’Israely, samy eo amin’ny tobiny avy, samy eo amin’ny fanevany avy, araka ny antokony. |
«Ny zanak’i Israely dia samy hitoby eo akaikin’ny fanevany, sy ho eo am-pototry ny sainan’ny fokom-pianakaviany avy. Manandrify sy manodidina ny trano lay fihaonana no hitobian’izy ireo.»
Notanterahin’ny zanak’i Israely avokoa izay rehetra nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Toy izany no nitobiany samy araka ny fanevany avy. Toy izany no nilaharany teo am-pandehanana araka ny fianakaviany avy sy ny tokom-pianakaviany avy.
Ary nony natopiny ny masony, dia nahita an’i Israely nitoby isam-pokony izy, ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra izy,