Ireo no voaisa nisain’i Môizy sy i Aarôna, mbamin’izy 12 lahy, filohany amin’i Israely, lehilahy iray avy isam-pokony.
Nomery 1:45 - Baiboly Katolika Ny zanak’i Israely rehetra izay nisaina araka ny fokom-pianakaviany avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra amin’i Israely izay mahatàm-piadiana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely, DIEM PROTESTANTA Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay rehetra avy tamin’ny Zanak’Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin’ny Isiraely,– Malagasy Bible Ary izay rehetra avy tamin'ny Zanak'Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin'ny Isiraely, La Bible en Malgache Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely, |
Ireo no voaisa nisain’i Môizy sy i Aarôna, mbamin’izy 12 lahy, filohany amin’i Israely, lehilahy iray avy isam-pokony.
Hiampatrampatra amin’ity efitra ity ny fatinareo. Ianareo rehetra izay efa nanaovana fanisana ka voaisa, ny efa roapolo taona no ho miakatra, izay efa nimonomonona tamiko,