Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 1:42 - Baiboly Katolika

Ny terak’i Neftalì, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Tamin’ny taranak’i Naftaly, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary tamin’ny taranak’i Naftaly araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’my roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,–

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary tamin'ny taranak'i Naftaly araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Tamin’ny taranak’i Naftaly, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika,

Jereo ny toko



Nomery 1:42
6 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Neftalì: i Jasiela, i Gony, i Jesera ary i Salema.


I Neftalì dia serfa vavy mikarenjy; mamoaka teny mahafinaritra izy.


dia nisy 41.500 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Asera.


dia nisy 53.400 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Neftalì.