Ny zanak’i Josefa izay naterany tany Ejipta dia roa lahy. Ary ny tontalin’ny ankohonan’i Jakôba rehetra tonga tany Ejipta dia fitopolo.
Nomery 1:40 - Baiboly Katolika Ny terak’i Asera, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taranak’i Asera, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika, Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny taranak’i Asera araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,– Malagasy Bible Ary tamin'ny taranak'i Asera araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika La Bible en Malgache Tamin’ny taranak’i Asera, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika, |
Ny zanak’i Josefa izay naterany tany Ejipta dia roa lahy. Ary ny tontalin’ny ankohonan’i Jakôba rehetra tonga tany Ejipta dia fitopolo.