Ny terak’i Dana, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Nomery 1:39 - Baiboly Katolika dia nisy 62.700 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Dana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Dana dia fitonjato sy roa arivo sy enina alina. Baiboly Protestanta Malagasy izay voalamina avy tamin’ny firenen’i Dana dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina. Malagasy Bible izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Dana dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina. La Bible en Malgache izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Dana dia fitonjato sy roa arivo sy enina alina. |
Ny terak’i Dana, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Ny terak’i Asera, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,