Ny terak’i Isakara, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy mahatàm-piadiana,
Nomery 1:29 - Baiboly Katolika dia nisy 54.400 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Isakara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay voaisa avy tamin’ny fokon’Isakara dia efajato sy efatra arivo sy dimy alina. Baiboly Protestanta Malagasy izay voalamina avy tamin’ny firenen’Isakara dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina. Malagasy Bible izay voalamina avy tamin'ny firenen'Isakara dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina. La Bible en Malgache izay voaisa avy tamin’ny fokon’Isakara dia efajato sy efatra arivo sy dimy alina. |
Ny terak’i Isakara, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy mahatàm-piadiana,
Ny terak’i Zabolôna, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,