Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 7:62 - Baiboly Katolika

ny taranak’i Dalaisa, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekôdà, 642.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny taranak’i Delaia, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekoda: Roa amby efapolo sy eninjato.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

dia ny taranak’i Delaià sy i Tôbià ary i Nekôda; miisa 642 ireo lehilahy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

dia ny taranak’i Delaià sy i Tôbià ary i Nekôda; miisa 642 ireo lehilahy ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny taranak’i Delaia, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekoda, roa amby efa-polo amby enin-jato.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ny taranak'i Nekoda, roa amby efa-polo amby enin-jato.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny taranak’i Delaia, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekoda: Roa amby efapolo sy eninjato.

Jereo ny toko



Nehemia 7:62
3 Rohy Ifampitohizana  

ny taranak’i Dalaisa, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekôdà: 652.


Izao no nandeha niala tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adaona, ary Emera, izay tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy:


Ary ny tamin’ny mpisorona dia ny taranak’i Hôbià, ny taranak’i Akôsa, ny taranak’i Berzelai, izay naka ho vady ny anankiray tamin’ny zanaka vavin’i Berzelai, Galaadita, ka dia nantsoina amin’ny anarany.