Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 7:60 - Baiboly Katolika

Ary nisy 392 no tontalin’ny Natineanina sy ny taranaky ny mpanompon’i Salômôna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia roa amby sivifolo sy telonjato.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny tontalin’ireo mpanampy ny levita sy ireo mpanompon’i Salômôna dia nisy lehilahy 392.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny tontalin’ireo mpanampy ny levita sy ireo mpanompon’i Salômôna dia nisy lehilahy 392.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia roa amby sivifolo amby telon-jato.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia roa amby sivifolo sy telonjato.

Jereo ny toko



Nehemia 7:60
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny mponina voalohany, nonina tamin’ny taniny, tamin’ny tanànany, dia ny Israelita, ny Mpisorona, ny Levita, ary ny Natineanina.


Nisy 392 no totalin’ny Natineanina sy ny mpanompon’i Salômôna.


ny taranak’i Safatiasa, ny taranak’i Hatilà, ny taranak’i Fôkereta-Asebaima, ny taranak’i Amôna.


Izao no nandeha niala tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adaona, ary Emera, izay tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy: