Zanakalahin’i Elfaala: i Hebera, i Misaama ary i Samada, izay nanorina an’i Onô sy i Loda mbamin’ny tanàna momba azy.
Nehemia 7:37 - Baiboly Katolika nisy 721 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Onô; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Ono: Iraika amby roapolo sy fitonjato; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Ono: Iraika amby roapolo sy fitonjato; |
Zanakalahin’i Elfaala: i Hebera, i Misaama ary i Samada, izay nanorina an’i Onô sy i Loda mbamin’ny tanàna momba azy.
- nefa hatramin’io fotoana io mbola tsy nataoko tamin’ny varavarana ny lelany,- dia naniraka nankatỳ amiko i Sanabalata sy i Gôsena, hilaza hoe: «Tongava, fa aoka isika hihaona kely any amin’ireo vohitra amin’ny lohasahan’i Onô.» Ny hanisy ratsy ahy no heviny.
Tamin’izay, raha namangy ny mpianatra rehetra isan-tanàna i Piera, dia nankao amin’ny olona masina izay nonina tao Lidà koa,
Nony nahita azy izay rehetra nonina tao Lidà sy Sarôna, dia nibebaka nanatona ny Tompo avokoa.