Nehemia 7:36 - Baiboly Katolika nisy 345 ny zanak’i Jerikô; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Jeriko: Dimy amby efapolo sy telonjato; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Jeriko: Dimy amby efapolo sy telonjato; |
Ny mponina ao Jerosalema no nanorina teo anilany, ary i Zakora, zanak’i Amrì, nanorina teo anilany.