Nehemia 7:35 - Baiboly Katolika nisy 320 ny taranak’i Harema; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Harima: Roapolo sy telonjato; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Harima dia nisy lehilahy 320; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Harima dia nisy lehilahy 320; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Harima dia roa-polo amby telon-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Harima dia roa-polo amby telon-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Harima: Roapolo sy telonjato; |
Ny laniny sasany amin’ny manda sy ny tilikambon’ny fatana fandoroana kosa, namboarin’i Melkiasa zanak’i Herema sy i Hasoba zanak’i Fahata-Moaba.