Nehemia 7:29 - Baiboly Katolika nisy 743 ny mponina tao Kariatiarima sy i Kefirà ary i Berôta; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mponina tany Kiriata-Jearima sy Kefira ary Berota: Telo amby efapolo sy fitonjato; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Kiriata-Jeharima sy i Kefirà ary i Beerôta dia nisy lehilahy 743; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Kiriata-Jeharima sy i Kefirà ary i Beerôta dia nisy lehilahy 743; Baiboly Protestanta Malagasy ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato; Malagasy Bible ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato; La Bible en Malgache ny mponina tany Kiriata-Jearima sy Kefira ary Berota: Telo amby efapolo sy fitonjato; |
Koa niainga ny zanak’i Israely dia tonga tany an-tanànan’izy ireo nony afaka hateloana; ny tanànany dia i Gabaôna, i Kafira, i Berôta ary i Kariatiarima.
Niakatra ireo, dia nitoby tao Kariatiarima any Jodà, izany no niantsoana io tany io mandraka androany hoe: Makane-Dana, ka ao andrefan’i Kariatiarima no misy azy.