Dia nihataka teo an-daniny roa ny olona, dia nandeha tamin’ny lalana fidiran-tsoavaly ho ao amin’ny lapan’ny mpanjaka ravehivavy, ka teo no namonoana azy.
Nehemia 3:28 - Baiboly Katolika Teo ambonin’ny vavahadin’ny Soavaly dia ny mpisorona no samy namboatra ny tandrifin’ny tranony avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona tsirairay ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy. DIEM PROTESTANTA Manomboka eo amin’ny vavahadin-tsoavaly, dia samy namboatra ny manda tandrifin’ny tranony avy ny mpisorona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Manomboka eo amin’ny vavahadin-tsoavaly, dia samy namboatra ny manda tandrifin’ny tranony avy ny mpisorona. Baiboly Protestanta Malagasy Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona, dia samy ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy. Malagasy Bible Hatreo ambonin'ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin'ny mpisorona, dia samy ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony avy. La Bible en Malgache Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona tsirairay ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy. |
Dia nihataka teo an-daniny roa ny olona, dia nandeha tamin’ny lalana fidiran-tsoavaly ho ao amin’ny lapan’ny mpanjaka ravehivavy, ka teo no namonoana azy.
Dia nihataka teo an-daniny roa ny olona, ka lasa nankany amin’ny fidirana eo am-bavahadin-tsoavaly ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka ravehivavy, ka dia tao no namonoana azy.
Teo anilany dia i Jedaiasa zanak’i Haromafa no nanamboatra tandrifin’ny tranony; ary teo anilany dia i Hatosa zanak’i Haseboniasa no nanamboatra.
Manarakaraka ireo, dia i Benjamina sy i Hasoba nanamboatra teo an-tandrifin’ny tranony. Manarakaraka ireo, i Azariasa zanak’i Maasiasa zanak’i Anania, nanamboatra teo akaikin’ny tranony.
Manarakaraka azy, i Sadôka zanak’i Emera nanamboatra ny teo anoloan’ny tranony; manarakaraka azy, nanamboatra i Semeiàsa zanak’i Sikemiasa mpiandry ny vavahady atsinanana amin’ny tempoly.
Ny lohasaham-paty aman-davenona rehetra, mbamin’ny saha rehetra hatramin’ny lohasahan-driaka Sedrôna, ka hatramin’ny zorom-bavahadin-tSoavaly mitodika atsinanana dia ho fitoerana masina ho an’i Iaveh, ary tsy hongotana na horavana intsony izy mandrakizay.