I Maonatì niteraka an’i Ofrà; i Saraià niteraka an’i Jôaba, rain’ny ao an-dohasan’i Karaskima, fa mpiasa izy ireo.
Nehemia 11:35 - Baiboly Katolika ary Onô, amin’ny lohasahan’ny Mpanao taozavatra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Loda, Ono, lohasahan’ny mpahay taozavatra. DIEM PROTESTANTA i Lôda, i Onao ary ny lohasahan’ny mpahay taozavatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Lôda, i Onao ary ny lohasahan’ny mpahay taozavatra. Baiboly Protestanta Malagasy sy Loda sy Ono, lohasahan’ny mahay tao-zavatra. Malagasy Bible sy Loda sy Ono, lohasahan'ny mahay tao-zavatra. La Bible en Malgache Loda, Ono, lohasahan’ny mpahay taozavatra. |
I Maonatì niteraka an’i Ofrà; i Saraià niteraka an’i Jôaba, rain’ny ao an-dohasan’i Karaskima, fa mpiasa izy ireo.
Zanakalahin’i Elfaala: i Hebera, i Misaama ary i Samada, izay nanorina an’i Onô sy i Loda mbamin’ny tanàna momba azy.
- nefa hatramin’io fotoana io mbola tsy nataoko tamin’ny varavarana ny lelany,- dia naniraka nankatỳ amiko i Sanabalata sy i Gôsena, hilaza hoe: «Tongava, fa aoka isika hihaona kely any amin’ireo vohitra amin’ny lohasahan’i Onô.» Ny hanisy ratsy ahy no heviny.
Tamin’izay, raha namangy ny mpianatra rehetra isan-tanàna i Piera, dia nankao amin’ny olona masina izay nonina tao Lidà koa,
Nony nahita azy izay rehetra nonina tao Lidà sy Sarôna, dia nibebaka nanatona ny Tompo avokoa.