Ny tamin’ny taranak’i Benjamina: i Salò, zanak’i Mosolama zanak’i Odoià zanak’i Asàna;
Nehemia 10:20 - Baiboly Katolika Harefa, Anatota, Nebay, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Harifa, i Anatota, i Nebay, DIEM PROTESTANTA i Harifa sy i Hanatôta ary i Nebay, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Harifa sy i Hanatôta ary i Nebay, Baiboly Protestanta Malagasy Harifa, Anatota, Nebay, Malagasy Bible Harifa, Anatota, Nebay, La Bible en Malgache i Harifa, i Anatota, i Nebay, |
Ny tamin’ny taranak’i Benjamina: i Salò, zanak’i Mosolama zanak’i Odoià zanak’i Asàna;
Tsy nisy afa-tsy i Jonatàna zanak’i Azahela, sy i Jaasiasa zanak’i Tekoà no hany nanohitra izany hevitra izany; ary i Mosolama sy i Sebetaì Levita koa no niandany taminy.
Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana i Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao ankavanany, i Matatiasa, i Semeiàsa, i Aniasa, i Oria, i Helkiasa, i Maasiasa; teo ankaviany, i Fadaiasa, i Mesaela, i Melkiasa, i Hasoma, i Hasbadanà, i Zakaria, i Mosolama.